<-
->

Deo / Dt 34:1 And Moses went up from the plains of Moab unto the mountain of Nebo, to the top of Pisgah, that is over against Jericho. And the Lord shewed him all the land of Gilead, unto Dan, Dia niakatra niala teo Arbota-moaba Mosesy ka nankany an-tendrombohitra Nebo, ao an-tampon' i Pisga, izay tandrifin' i Jeriko. Ary nasehon' i Jehovah azy ny tany Gileada rehetra hatrany Dana Niakatra avy eo an-tany lemak' i Moaba Moizy, nankany an-tendrombohitra Nebao, ao an-tampon' i Fasgà, tandrifin' i Jerikao. Alors, partant des Steppes de Moab, Moïse gravit le mont Nebo, sommet du Pisga en face de Jéricho, et Yahvé lui fit voir tout le pays : le Galaad jusqu'à Dan,