<-
->

Deo / Dt 34:11 In all the signs and the wonders, which the Lord sent him to do in the land of Egypt to Pharaoh, and to all his servants, and to all his land, tamin' ny famantarana rehetra sy ny fahagagana, izay nanirahan' i Jehovah azy mba hataony tany Egypta tamin' i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny taniny rehetra na ny amin' ny famantarana amam-pahagagana nanirahan' ny Tompo azy tany Ejipta, hanaovany izany tamin' i Faraona sy ny mpanompony mbamin' ny taniny rehetra, Que de signes et de prodiges Yahvé lui fit accomplir au pays d'Égypte, contre Pharaon, tous ses serviteurs et tout son pays !