<-
->

Deo / Dt 34:4 And the Lord said unto him, This is the land which I sware unto Abraham, unto Isaac, and unto Jacob, saying, I will give it unto thy seed: I have caused thee to see it with thine eyes, but thou shalt not go over thither. Dia hoy Jehovah taminy: Io no tany izay nianianako tamin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: Homeko ny taranakao izy; nataoko mahita azy ny masonao, nefa tsy ho tafita ho tonga eny ianao. Dia hoy Iaveh taminy: Io no tany izay nianianako tamin' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba hoe: Homeko ny taranakao izany. Nataoko nahita maso azy hianao, nefa tsy hiditra eny hianao. Yahvé lui dit : " Voici le pays que j' ai promis par serment à Abraham, Isaac et Jacob, en ces termes : Je le donnerai à ta postérité. Je te l' ai fait voir de tes yeux, mais tu n' y passeras pas. "