<-
->

Deo / Dt 34:7 And Moses was an hundred and twenty years old when he died: his eye was not dim, nor his natural force abated. Efa roa-polo amby zato taona Mosesy vao maty; ary tsy pahina ny masony, na nihena ny heriny. Efa roapolo amby zato taona Moizy no maty, nefa ny fahiratany tsy nihena, ny tanjany tsy niala taminy. Moïse avait cent vingt ans quand il mourut ; son oeil n'était pas éteint, ni sa vigueur épuisée.