<-
->

Deo / Dt 4:34 Or hath God assayed to go and take him a nation from the midst of another nation, by temptations, by signs, and by wonders, and by war, and by a mighty hand, and by a stretched out arm, and by great terrors, according to all that the Lord your God did for you in Egypt before your eyes? Moa efa nanandrana handeha haka firenena ho Azy avy amin' ny firenena hafa va Andriamanitra amin' ny fizahan-toetra sy ny famantarana sy ny fahagagana sy ny ady sy ny tanana mahery sy ny sandry nahinjitra ary ny fampahatahorana lehibe, araka izay rehetra nataon' i Jehovah Andriamanitrareo ho anareo tany Egypta teo imasonao? Oviana no mba nisy Andriamanitra nanandrana haka firenena anankiray ho azy tao afovoan' ny firenena iray hafa, tamin' ny fitsapana, famantarana, fahagagana, ady, tànana mahery, sandry ahinjitra, ary fangorohoroana lehibe, toraky ny nataon' ny Tompo Andriamanitrareo ho anareo, teo imasonareo, tany Ejipta? Est-il un dieu qui soit venu se chercher une nation au milieu d' une autre, par des épreuves, des signes, des prodiges et des combats, à main forte et à bras étendu, et par de grandes terreurs - toutes choses que pour vous, sous tes yeux, Yahvé votre Dieu a faites en Égypte ?