<-
->

Deo / Dt 6:10 And it shall be, when the Lord thy God shall have brought thee into the land which he sware unto thy fathers, to Abraham, to Isaac, and to Jacob, to give thee great and goodly cities, which thou buildedst not, Ary rehefa entin' i Jehovah Andriamanitrao ianao ho any amin' ny tany izay nianianany tamin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba razanao homena anao, dia tany misy tanàna lehibe sady tsara, izay tsy nataonao, Raha avy izay hahatafidiran' ny Tompo Andriamanitrao anao any amin' ny tany nianianany tamin' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba razanao, homena anao, tanàna sady soa no lehibe, tsy naorinao; Lorsque Yahvé ton Dieu t' aura conduit au pays qu' il a juré à tes pères, Abraham, Isaac et Jacob, de te donner, aux villes grandes et prospères que tu n' as pas bâties,