<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 7:15 | And the |
Ary harovan' i Jehovah tsy ho azon' aretina ianao, ka tsy hisy hameliny anao ny aretin-dratsin' i Egypta, izay fantatrao; fa hataony amin' izay rehetra mankahala anao kosa ireny. | Hampanalavirin' ny Tompo anao ny aretina rehetra, ary tsy hisy halefany aminao akory ny areti-mandoza nanjo an' i Ejipta izay fantatrao; fa izay rehetra mankahala anao no hampahoriny amin' ireny. |