<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 7:8 | But because the |
fa ny nitiavan' i Jehovah anareo sy ny nitandremany ny fianianana izay efa nianianany tamin' ny razanareo no nitondran' i Jehovah anareo tamin' ny tanana mahery sy nanavotany anao tamin' ny trano nahandevozana dia tamin' ny tànan' i Farao, mpanjakan' i Egypta. | fa noho ny fitiavany anareo, sy noho ny fankatoavany ny fianianana nataony tamin' ny razanareo, dia nentin' ny Tompo nivoaka, tamin' ny tànana mahery, sy navotany tamin' ny trano fanandevozana hianareo, dia tamin' ny tànan' i Faraona mpanjakan' i Ejipta. | Mais c' est par amour pour vous et pour garder le serment juré à vos pères, que |