<-
->

Deo / Dt 8:14 Then thine heart be lifted up, and thou forget the Lord thy God, which brought thee forth out of the land of Egypt, from the house of bondage; dia hiavonavona ny fonao, ka hohadinoinao Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, tamin' ny trano nahandevozana, dia hiavonavona ny fonao, ka hohadinoinao Iaveh Andriamanitrao, izay nampivoaka anao avy tany amin' ny tany Ejipta, tamin' ny trano fanandevozana, que tout cela n'élève pas ton coeur ! N' oublie pas alors Yahvé ton Dieu qui t' a fait sortir du pays d'Égypte, de la maison de servitude ;