<-
->

Deo / Dt 9:20 And the Lord was very angry with Aaron to have destroyed him: and I prayed for Aaron also the same time. Ary Jehovah dia tezitra indrindra tamin' i Arona ka saiky nandevona azy; dia nifona ho an' i Arona koa aho tamin' izany andro izany. Tezitra mafy tamin' i Aarona koa Iaveh, ka efa saika hataony levona izy; ary nifona ho an' i Aarona koa aho tamin' izany andro izany. Contre Aaron aussi, Yahvé était violemment en colère, au point de le faire périr. J' intercédai aussi en faveur d' Aaron.