<-
->

Deo / Dt 9:27 Remember thy servants, Abraham, Isaac, and Jacob; look not unto the stubbornness of this people, nor to their wickedness, nor to their sin: Tsarovy ny mpanomponao, dia Abrahama sy Isaka ary Jakoba; fa aza mijery ny ditran' ity firenena ity, na ny haratsiam-panahiny, na ny fahotany, Tsarovy Abrahama sy Isaaka ary Jakoba mpanomponao, fa aza heverinao ny ditran' ity vahoaka ity, na ny faharatsiany amam-pahotany, Souviens-toi de tes serviteurs, Abraham, Isaac et Jacob, et ne fais pas attention à l' indocilité de ce peuple, à sa perversité et à son péché,