<-
->

Jao / Jo 13:1 Now before the feast of the passover, when Jesus knew that his hour was come that he should depart out of this world unto the Father, having loved his own which were in the world, he loved them unto the end. Ary talohan' ny andro firavoravoana tamin' ny Paska, satria fantatr' i Jesosy fa tonga ny fotoana hialany amin' izao tontolo izao ho any amin' ny Ray, ary efa tia ny Azy izay amin' izao tontolo izao Izy, dia tia azy hatramin' ny farany. Talohan' ny fetin' ny Paka, fantatr' i Jeso fa tonga ny fotoana hialany amin' izao tontolo izao ho any amin' ny Ray, ka rahefa notiaviny tokoa ny azy izay amin' izao tontolo izao, dia fara fitiavana no nataony taminy. Avant la fête de la Pâque, Jésus, sachant que son heure était venue de passer de ce monde vers le Père, ayant aimé les siens qui étaient dans le monde, les aima jusqu'à la fin.