<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 13:27 | And after the sop |
Ary manaraka izany no nidiran' i Satana tao aminy, ka hoy Jesosy taminy: Izay ataonao dia ataovy faingana. | Vantany vao nihinana ilay sombi-mofo Jodasy dia nidiran' ny demony, ka hoy Jeso taminy: Ataovy haingana izay ataonao. | Après la bouchée, alors |