<-
->

Jao / Jo 3:23 And John also was baptizing in Aenon near to Salim, because there was much water there: and they came, and were baptized. Ary Jaona koa nanao batisa tao Ainona, akaikin' i Saleima, satria nisy loharano maro tao; dia nankany ny olona ka nataony batisa. Joany koa nanao batemy tany Enòna akaikin' i Salima, fa be rano tao, ka nanatona ny olona sy nataony batemy; Jean aussi baptisait, à Aenon, près de Salim, car les eaux y abondaient, et les gens se présentaient et se faisaient baptiser.