<-
->

Jao / Jo 3:27 John answered and said, A man can receive nothing, except it be given him from heaven. Jaona namaly ka nanao hoe: Tsy misy olona mahay mandray na inona na inona, raha tsy nomena azy avy any an-danitra izany. Dia namaly Joany ka nanao hoe: Tsy mahazo mandray na inona na inona ny olona raha tsy nomena azy avy any an-danitra izany. Jean répondit : " Un homme ne peut rien recevoir, si cela ne lui a été donné du ciel.