<-
->

Jao / Jo 4:5 Then cometh he to a city of Samaria, which is called Sychar, near to the parcel of ground that Jacob gave to his son Joseph. Dia tonga tao an-tanàna anankiray any Samaria Izy, izay atao hoe Sykara, akaikin' ny tany izay nomen' i Jakoba ho an' i Josefa zanany. ka tonga tany amin' ny tanànan' i Samaria anankiray atao hoe Sikara, akaikin' ny saha nomen' i Jakoba an' i Josefa zanany; Il arrive donc à une ville de Samarie appelée Sychar, près de la terre que Jacob avait donnée à son fils Joseph.