<-
->

Jao / Jo 7:19 Did not Moses give you the law, and yet none of you keepeth the law? Why go ye about to kill me? Tsy Mosesy va no nanome anareo ny lalàna? nefa tsy misy eo aminareo mankatò ny lalàna. Nahoana ianareo no mitady hamono Ahy? Moa tsy nomen' i Moizy ny Lalàna va hianareo? nefa tsy misy aminareo mahatanteraka ny Lalàna. Moïse ne vous a-t-il pas donné la Loi ? Et aucun de vous ne la pratique, la Loi ! Pourquoi cherchez-vous à me tuer ? "