<-
->

Jao / Jo 7:22 Moses therefore gave unto you circumcision; (not because it is of Moses, but of the fathers;) and ye on the sabbath day circumcise a man. Izao no nanomezan' i Mosesy anareo ny famorana: tsy noho izy avy tamin' i Mosesy, fa noho izy avy tamin' ny razana, ka na dia amin' ny Sabata aza dia mamora olona ihany ianareo. Nefa ny famorana nomen' i Moizy anareo (na tsy Moizy, fa ny razana no nihaviany), dia ataonareo na amin' ny sabata aza. Moïse vous a donné la circoncision - non qu' elle vienne de Moïse mais des patriarches - et, le jour du sabbat, vous la pratiquez sur un homme.