<-
->

Jao / Jo 7:27 Howbeit we know this man whence he is: but when Christ cometh, no man knoweth whence he is. Nefa fantatsika izay nihavian' ilehio, fa raha avy Kristy, tsy misy mahalala izay hihaviany. Ny nihavian' izy io anefa fantatsika; fa ny hihavian' ny Kristy kosa tsy misy hahalala rahefa tonga izy. Mais lui, nous savons d' où il est, tandis que le Christ, à sa venue, personne ne saura d' où il est. "