<-
->

Jao / Jo 8:37 I know that ye are Abraham' s seed; but ye seek to kill me, because my word hath no place in you. Fantatro ihany fa taranak' i Abrahama ianareo, nefa mitady hamono Ahy, satria ny teniko tsy mitombo ao anatinareo. Fantatro ihany fa taranak' i Abrahama hianareo, nefa mitady hamono ahy hianareo, satria tsy tafalatsaka ao am-ponareo ny teniko. Je sais, vous êtes la descendance d' Abraham ; mais vous cherchez à me tuer, parce que ma parole ne pénètre pas en vous.