<-
->

Asa 1:8 But ye shall receive power, after that the Holy Ghost is come upon you: and ye shall be witnesses unto me both in Jerusalem, and in all Judaea, and in Samaria, and unto the uttermost part of the earth. Fa hahazo hery ianareo amin' ny hilatsahan' ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran' i Jodia sy Samaria ary hatramin' ny faran' ny tany. Fa rahefa hidinan' ny Fanahy Masina hianareo dia hahazo hery, ka ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran' i Jodea ary Samaria ka hatrany amin' ny fara vazan-tany. Mais vous allez recevoir une force, celle de l' Esprit Saint qui descendra sur vous. Vous serez alors mes témoins à Jérusalem, dans toute la Judée et la Samarie, et jusqu' aux extrémités de la terre. "