<-
->

Asa 12:17 But he, beckoning unto them with the hand to hold their peace, declared unto them how the Lord had brought him out of the prison. And he said, Go shew these things unto James, and to the brethren. And he departed, and went into another place. Fa izy nanofa tanana azy mba hangina, dia nanambara taminy izay namoahan' ny Tompo azy avy tao an-tranomaizina. Ary dia hoy izy: Ambarao amin' i Jakoba sy ny rahalahy izany zavatra izany. Dia niala izy ka lasa nankany amin' ny fitoerana hafa. Nohofan' i Piera tànana izy ireo mba hangina, dia nitantarany ny namoahan' ny Tompo azy tao an-tranomaizina, sy nilaza hoe: Ambarao amin' i Jakoba sy amin' ny rahalahy izany. Rahefa izany dia lasa hankany amin' ny toeran-kafa izy. Mais il leur fit de la main signe de se taire et leur raconta comment le Seigneur l' avait tiré de la prison. Il ajouta : " Annoncez-le à Jacques et aux frères. " Puis il sortit et s' en alla dans un autre endroit.