<-
->

Asa 12:25 And Barnabas and Saul returned from Jerusalem, when they had fulfilled their ministry, and took with them John, whose surname was Mark. Ary Barnabasy sy Saoly niverina avy tany Jerosalema, rehefa vita ny fanompoany, dia nitondra an' i Jaona, izay atao hoe Marka, hiaraka aminy. Nony vita ny raharahan' i Barnabe sy Saoly tao Jerosalema, dia niverina tany Antiokia izy, ary nitondra an' i Joany izay atao hoe Marka hiaraka aminy. Quant à Barnabé et Saul, après avoir accompli leur ministère à Jérusalem, ils revinrent, ramenant avec eux Jean, surnommé Marc.