<-
->

Asa 15:13 And after they had held their peace, James answered, saying, Men and brethren, hearken unto me: Ary rehefa nitsahatra tsy niteny izy roa lahy, dia namaly Jakoba ka nanao hoe: Ry rahalahy, mihainoa ahy: Nony nitsahatra ny tenin' izy roa lahy, dia namaly Jakoba nanao hoe: Ry rahalahy, henoy aho. Quand ils eurent cessé de parler, Jacques prit la parole et dit : " Frères, écoutez-moi.