<-
->

Asa 15:3 And being brought on their way by the church, they passed through Phenice and Samaria, declaring the conversion of the Gentiles: and they caused great joy unto all the brethren. Ary rehefa nanatitra azy ny fiangonana, dia nandeha namaky an' i Foinika sy Samaria izy ka nilaza ny niovan' ny jentilisa; dia nampifaly ny rahalahy rehetra indrindra izy. Dia naterin' ny fiangonana teny ho eny izy ireo, vao nanohy ny diany namaky an' i Fenisia sy Samaria, nitantara ny nibebahan' ny jentily, ka nahafaly indrindra ny rahalahy rehetra izany. Eux donc, après avoir été escortés par l'Église, traversèrent la Phénicie et la Samarie, racontant la conversion des païens, et ils causaient une grande joie à tous les frères.