<-
->

Asa 16:7 After they were come to Mysia, they assayed to go into Bithynia: but the Spirit suffered them not. ka efa tonga tany an-tsisin' i Mysia, dia nitady hankany Bitynia izy, fa tsy navelan' ny Fanahin' i Jesosy. Efa tonga tany Mizia izy, sy efa niomana ho any Bitinia, nefa tsy navelan' ny Fanahin' i Jeso, Parvenus aux confins de la Mysie, ils tentèrent d' entrer en Bithynie, mais l' Esprit de Jésus ne le leur permit pas.