<-
->

Asa 17:3 Opening and alleging, that Christ must needs have suffered, and risen again from the dead; and that this Jesus, whom I preach unto you, is Christ. Dia nanambara izy ka naneho marimarina fa tsy maintsy nijaly sy nitsangana tamin' ny maty Kristy; ary Jesosy, Izay toriko aminareo, hoy izy, no Kristy. Nasehony sy noporofoiny mazava fa tsy maintsy ho nijaly sy nitangana tamin' ny maty ny Kristy, ary izany Kristy izany dia Jeso izay toriko aminareo, hoy izy. Il les leur expliquait, établissant que le Christ devait souffrir et ressusciter des morts, " et le Christ, disait-il, c' est ce Jésus que je vous annonce ".