<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 18:25 | This man was instructed in the way of the |
Izany lehilahy izany efa nampianarina ny lalan' ny Tompo; ary nafana fo izy, dia niteny sy nampianatra marimarina ny amin' i Jesosy, kanefa ny batisan' i Jaona ihany no fantany. | Efa nianatra ny làlan' ny Tompo izy, ary niteny tamin-kafanam-pò, ka nampianatra tsara ny amin' i Jeso, na dia ny batemin' i Joany ihany aza no fantany. | Il avait été instruit de la |