<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 2:36 | Therefore let all the house of |
Koa aoka ho fantatry ny taranak' isiraely rehetra marimarina fa iny Jesosy nohomboanareo tamin' ny hazo fijaliana iny dia efa nataon' Andriamanitra ho Tompo sy Kristy. | Koa amin' izany àry, aoka ho fantatry ny taranak' Israely rehetra marimarina fa iny Jeso nofantsihanareo tamin' ny hazo fijaliana iny, no nataon' Andriamanitra ho Tompo sy Kristy. | " Que toute la maison d' |