<-
->

Asa 2:43 And fear came upon every soul: and many wonders and signs were done by the apostles. Dia raiki-tahotra ny olona rehetra teo, ary fahagagana sy famantarana maro no nataon' ny Apostoly. Betsaka koa ny fahagagana sy ny famantarana nataon' ny Apostoly tao Jerosalema, ka raiki-tahotra ny olona rehetra. La crainte s' emparait de tous les esprits : nombreux étaient les prodiges et signes accomplis par les apôtres.