<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 22:10 | And I said, What shall I do, |
Ary hoy izaho: Tompoko, inona no hataoko? Dia hoy ny Tompo tamiko: Mitsangana, ka mandehana ho any Damaskosy; fa any no holazaina aminao izay rehetra voatendry hataonao. | Ary hoy izaho: Inona no hataoko, Tompoko? Ka hoy ny Tompo tamiko: Mitsangàna, ary mankanesa any Damasa, fa any no holazaina aminao ny zavatra rehetra tsy maintsy hataonao. | Je repris : "Que dois-je faire, Seigneur ?" Le Seigneur me dit : " |