<-
->

Asa 23:11 And the night following the Lord stood by him, and said, Be of good cheer, Paul: for as thou hast testified of me in Jerusalem, so must thou bear witness also at Rome. Ary ny Tompo nitsangana teo anilany tamin' iny alina iny ka nanao hoe: Matokia, fa tahaka ny nanambaranao Ahy tany Jerosalema no mbola hanambaranao Ahy any Roma koa. Nony alina dia niseho tamin' i Paoly ny Tompo ka nanao taminy hoe: Matokia, fa tahaka ny nanambaranao ahy tatý Jerosalema no tsy maintsy hanambaranao ahy any Roma koa. La nuit suivante, le Seigneur vint le trouver et lui dit : " Courage ! De même que tu as rendu témoignage de moi à Jérusalem, ainsi faut-il encore que tu témoignes à Rome. "