<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 27:2 | And entering into a ship of |
Ary rehefa nirotsaka an-tsambo avy any Adramytena izay efa handeha hitety ny sisin-tanin' i Asia izahay, dia lasa nandeha; ary niaraka taminay Aristarko Makedoniana avy any Tesalonika. | Dia niakatra tamin' ny sambo anankiray avy any Adramita hanaraka ny sisin-tanin' i Asia izahay, ka nony voampakatra ny vatofantsika, dia niainga; ary niaraka taminay koa Aristarka Masedoniana avy any Tesalonika. | Nous montâmes à bord d' un vaisseau d' |