<-
->

Asa 28:21 And they said unto him, We neither received letters out of Judaea concerning thee, neither any of the brethren that came shewed or spake any harm of thee. Ary hoy izy ireo taminy; Izahay tsy mbola nahazo taratasy avy tany Jodia milaza anao, ary tsy mbola nisy rahalahy izay nankaty nanambara na nilaza ratsy anao; Dia izao no navalin-dry zareo azy: Tsy nahazo taratasy avy any Jodea milaza anao izahay; ary tsy nisy rahalahy tonga nanondro anao, na nanaratsy anao akory; Ils lui répondirent : " Pour notre compte, nous n' avons reçu à ton sujet aucune lettre de Judée, et aucun des frères arrivés ici ne nous a rien communiqué ni appris de fâcheux sur ton compte.