<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 4:16 | Saying, What shall we do to these men? for that indeed a notable miracle hath been done by them is manifest to all them that dwell in |
ka nanao hoe: Hataontsika ahoana ireo lehilahy ireo? fa efa nanao famantarana malaza tokoa izy, ary fantatry ny mponina rehetra eto Jerosalema izany, ka tsy azontsika lavina. | nanao hoe: Inona no hataontsika amin' ireo lehilahy ireo? Raha ny fahagagana nataony aloha, dia fantatry ny mponina rehetra eto Jerosalema miharihary izany, ka tsy azontsika lavina; | Ils disaient : " Qu' allons-nous faire à ces gens-là ? Qu' un signe notoire ait été opéré par eux, c' est trop clair pour tous les habitants de |