<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 4:36 | And |
Ary Josefa, izay nataon' ny Apostoly hoe koa Barnabasy (izany hoe, raha adika, Zanaky ny fananarana), Levita, avy any Kyprosy no firazanany, | Nisy levita anankiray atao hoe Josefa izay nomen' ny Apostoly anarana hoe Barnabe (izany hoe zanaky ny fanalana alahelo), teraka tany Sipra: |