<-
->

Asa 5:28 Saying, Did not we straitly command you that ye should not teach in this name? and, behold, ye have filled Jerusalem with your doctrine, and intend to bring this man' s blood upon us. ka nanao hoe: Efa noraranay mafy dia mafy ianareo tsy hampianatra amin' izany anarana izany; kanjo, indro, efa nofenoinareo ny fampianaranareo Jerosalema, ka tianareo hankinina aminay ny ran' izany Lehilahy izany. Efa noraranay mafy hianareo mba tsy hampianatra amin' izany anarana izany, kanjo vao mainka naelinareo eran' i Jerosalema ny fampianaranareo, ary izahay indray tadiavinareo hianjeran' ny ran' iny Lehilahy iny. " Nous vous avions formellement interdit d' enseigner en ce nom-là. Or voici que vous avez rempli Jérusalem de votre doctrine ! Vous voulez ainsi faire retomber sur nous le sang de cet homme-là ! "