<-
->

Asa 6:7 And the word of God increased; and the number of the disciples multiplied in Jerusalem greatly; and a great company of the priests were obedient to the faith. Dia nandroso ny tenin' Andriamanitra; ary nihamaro indrindra ny isan' ny mpianatra tany Jerosalema; ary maro be kosa ny mpisorona nanaiky ny finoana. Dia niely ny tenin' Andriamanitra, nihamaro be dia be ny mpianatra tao Jerosalema, ary betsaka koa ny mpisorona nanaiky ny finoana. Et la parole du Seigneur croissait ; le nombre des disciples augmentait considérablement à Jérusalem, et une multitude de prêtres obéissaient à la foi.