<-
->

Asa 8:14 Now when the apostles which were at Jerusalem heard that Samaria had received the word of God, they sent unto them Peter and John: Ary nony ren' ny Apostoly tany Jerosalema fa Samaria efa nandray ny tenin' Andriamanitra, dia naniraka an' i Petera sy Jaona izy hankany aminy. Rahefa ren' ny Apostoly tany Jerosalema fa nandray ny tenin' Andriamanitra ny tany Samaria, dia nirahiny hankany Piera sy Joany. Apprenant que la Samarie avait accueilli la parole de Dieu, les apôtres qui étaient à Jérusalem y envoyèrent Pierre et Jean.