<-
->

Asa 8:26 And the angel of the Lord spake unto Philip, saying, Arise, and go toward the south unto the way that goeth down from Jerusalem unto Gaza, which is desert. Ary nisy anjelin' ny Tompo nilaza tamin' i Filipo ka nanao hoe: Mitsangàna, ka mandehana mianatsimo ho any amin' ny lalana midina avy any Jerosalema mankany Gaza; dia efitra izany. Ary nisy anjelin' ny Tompo niteny tamin' i Filipo ka nanao hoe: Mitsangàna, ka mandehana mianatsimo any amin' ny làlana midina avy any Jerosalema mankany Gazà, izay tanàna foana. L' Ange du Seigneur s' adressa à Philippe et lui dit : " Pars et va-t' en, à l' heure de midi, sur la route qui descend de Jérusalem à Gaza ; elle est déserte. "