<-
->

Asa 8:30 And Philip ran thither to him, and heard him read the prophet Esaias, and said, Understandest thou what thou readest? Ary Filipo nihazakazaka nankeo aminy, dia nandre azy mamaky teny tao amin' Isaia mpaminany, ka niteny taminy hoe: Moa fantatrao va izay vakinao? Dia nihazakazaka Filipo ka nandre ilay olona namaky ny bokin' Izaia mpaminany, ary nanao taminy hoe: Moa fantatrao tsara va izay vakianao? Philippe y courut, et il entendit que l' eunuque lisait le prophète Isaïe. Il lui demanda : " Comprends-tu donc ce que tu lis ? " -