<-
->

Asa 8:9 But there was a certain man, called Simon, which beforetime in the same city used sorcery, and bewitched the people of Samaria, giving out that himself was some great one: Ary nisy lehilahy anankiray rahateo teo an-tanàna, atao hoe Simona, izay nanao ody ka nahatalanjona ny olona tany Samaria sady nandoka tena nanao azy ho zavatra; Ary nisy lehilahy anankiray atao hoe Simona, izay efa tao an-tanàna rahateo: mpamoha angatra nahatalanjona ny vahoakan' i Samaria izy io, ka nanao ny tenany ho zavatra. Or il y avait déjà auparavant dans la ville un homme appelé Simon, qui exerçait la magie et jetait le peuple de Samarie dans l'émerveillement. Il se disait quelqu' un de grand,