<-
->

Rom / Rm 1:26 For this cause God gave them up unto vile affections: for even their women did change the natural use into that which is against nature: Izany no nanoloran' Andriamanitra azy ho amin' ny filan-dratsy mahavoafady; fa ny vehivavy tao aminy nanova ny fanaony ho amin' izay tsy fanaony; Koa natolotr' Andriamanitra ho amin' ny fitongilanan-dratsiny mahavoafady izy ireo; fa ny vehivavy tao aminy nanova ny fanaony ho amin' izay tsy fanaony; Aussi Dieu les a-t-il livrés à des passions avilissantes : car leurs femmes ont échangé les rapports naturels pour des rapports contre nature ;