<-
->

Rom / Rm 1:4 And declared to be the Son of God with power, according to the spirit of holiness, by the resurrection from the dead: ary naseho tamin-kery ho Zanak' Andriamanitra araka ny fahamasinana tamin' ny fitsanganany tamin' ny maty, - dia Jesosy Kristy Tompontsika, ary naseho tamin-kery ho Zanak' Andriamanitra tamin' ny fitsanganan' ny maty, araka ny fanahin' ny fahamasinana), dia Jeso-Kristy Tompontsika, établi Fils de Dieu avec puissance selon l' Esprit de sainteté, par sa résurrection des morts, Jésus Christ notre Seigneur,