<-
->

Rom / Rm 1:8 First, I thank my God through Jesus Christ for you all, that your faith is spoken of throughout the whole world. Voalohany, misaotra an' Andriamanitro amin' ny alalan' i Jesosy Kristy aho noho ny aminareo rehetra, satria efa re eran' izao tontolo izao ny lazan' ny finoanareo. Voalohany aloha, misaotra an' Andriamanitra amin' ny alalan' i Jeso-Kristy aho, noho ny aminareo rehetra, fa malaza amin' izao tontolo izao ny finoanareo. Et d' abord je remercie mon Dieu par Jésus Christ à votre sujet à tous, de ce qu' on publie votre foi dans le monde entier.