<-
->

Rom / Rm 11:1 I say then, Hath God cast away his people? God forbid. For I also am an Israelite, of the seed of Abraham, of the tribe of Benjamin. Dia hoy izaho: Sao narian' Andriamanitra anie ny olony? Sanatria izany! fa izaho koa mba Isiraelita' taranak' i Abrahama ihany, avy amin' ny firenen' i Benjamina. Koa hoy izaho: Moa dia narian' Andriamanitra va ny olony? Sanatria izany! Fa izaho koa dia Israelita, taranak' i Abrahama, sy fokon' i Benjamina, Je demande donc : Dieu aurait-il rejeté son peuple ? Certes non ! Ne suis-je pas moi-même Israélite, de la race d' Abraham, de la tribu de Benjamin ?