<-
->

Rom / Rm 4:10 How was it then reckoned? when he was in circumcision, or in uncircumcision? Not in circumcision, but in uncircumcision. Ary ahoana no nanisana izany? Tamin' izy efa voafora va, sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin' izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora. Voalazantsika fa ny finoana dia notanana ho fahamarinan' i Abrahama. Oviana àry no nitanana izany? Tamin' izy efa voafora ve, sa fony izy mbola tsy voafora? Tsy tamin' izy efa voafora tsy akory, fa fony izy mbola tsy voafora. Comment donc fut-elle comptée ? Quand il était circoncis ou avant qu' il le fût ? Non pas après, mais avant ;