<-
->

Rom / Rm 4:2 For if Abraham were justified by works, he hath whereof to glory; but not before God. Fa raha asa no nanamarinana an' i Abrahama, dia misy hireharehany ihany, nefa tsy amin' Andriamanitra. Raha noho ny asa no nanamarinana an' i Abrahama, dia manana hireharehana ihany izy; nefa tsy manana izany akory izy, eo anatrehan' Andriamanitra. Abraham tint sa justice des oeuvres, il a de quoi se glorifier. Mais non au regard de Dieu !