<-
->

Rom / Rm 4:9 Cometh this blessedness then upon the circumcision only, or upon the uncircumcision also? for we say that faith was reckoned to Abraham for righteousness. Koa izany fahasambarana izany moa an' ny voafora ihany va, sa an' ny tsy voafora koa? fa lazaintsika fa ny finoana no nisaina ho fahamarinan' i Abrahama. Ary izany hasambarana izany ve, an' ny voafora ihany, sa an' ny tsy voafora koa? Cette déclaration de bonheur s' adresse-t-elle donc aux circoncis ou bien également aux incirconcis ? Nous disons, en effet, que la foi d' Abraham lui fut comptée comme justice.