<-
->

Rom / Rm 6:11 Likewise reckon ye also yourselves to be dead indeed unto sin, but alive unto God through Jesus Christ our Lord. Ary aoka ho tahaka izany koa ianareo, ka ny tenanareo dia ataovy ho efa maty ny amin' ny ota, fa velona ho an' Andriamanitra ao amin' i Kristy Jesosy. Ary aoka ho toy izany koa hianareo no hanao ny tenanareo ho toy ny efa maty ny amin' ny fahotana, fa velona kosa ho an' Andriamanitra ao amin' ny Kristy Jeso. Et vous de même, considérez que vous êtes morts au péché et vivants à Dieu dans le Christ Jésus.